|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sikidy alanana |
| Singan-teny | 2sikidy, 3alanana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5amin' ny sikidy alanana, izay sarotra noho ny joria, dia misy kitranotrano 36, izay manao toa sarina efamira telo, fa jama sy taraiky ihany koa no fipetraky ny voa; rehefa voalahany amin' ireo kitranotrano ny voa, ka eo no mahasarotra azy, dia vakin' ny mpisikidy eo ny valin' ny fanontaniana natao taminy.
[1.1] |
| Voambolana | 6 Finoana |
| Mpanahaka | 7 sikidyjoria |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|